Ny numéro ny carte bancaire
Rédigé le Mer 27 Déc, 2006 01:46:57 
Zao ny fomba fandehan'ny numéro ny cartes bancaires eto Frantsa, toy izao ny fisehony @ carte: ABCD EFGH IJKL MNOP.
Inona ary ny dikany io?
ABCD : Ny anaran'ny banque.
Ny chiffre voalohany A dia ny type de carte ( 3 : american express; 4 : visa ; 5 : eurocard-mastercard)
EFGH IJKL MNO : Ny tompon'ny carte.
P : Clé de contrôle, Na koa: "Clé de Luhn".
Zao ny fomba hikajiana ilay Clé (calcul de la Clé):
1°) Ampitomboina 2 i A (multiplier A par 2). Raha mihoatra ny 9 ny valiny dia analana 9 (on lui soustrait 9).
Dia soloina ny valiny azo eo i A.
Atao toy izay koa ny: C, E, G, I, K , M sy O.
2°) Avy eo: A+B+C+D+E+F+G+H+I+J+K+L+M+N+O atao ao amin'ny P.
3°) Soloina i P amin'ny reste de la division euclidienne par 10 (Zany hoe: ny isa: unité an'i P ihany no tazomina).
4°) Soliona 10 - P ilay p taloha.
5°) Dia raha manana CB ianao dia jerevo fa io tokoa ny Clé ny.
| ça marche? |
, naôna jhoulambout,
...Chuis désolée 